« Fanarenana fotodrafitr’asa, Asa Avotra, Asa Vonjy Voina » tanterahin’ny FID – FSS – 10 mars 2015

« Fanarenana fotodrafitr’asa, Asa Avotra, Asa Vonjy Voina » tanterahin’ny FID – FSS – 10 mars 2015

mars 10, 2015 Non Par cscomm1

Fantaro ny Fanarenana Fotodrafitr’Asa, nyAsa Avotra sy ny Asa Vonjy Voina tanterahin’ny FID – Fonds d’intervention pour le développement.

Ilaina amin’ny andavan’andron’ny mpiara-belona ny fotodrafitrasa toy ny lalana, ny sekoly, ny toeram-pitsaboana, ny tsena. Ilaina ireny satria mila mivezivezy ny olona sy ny vokatra, ilaina satria ny fanabeazana no dingana voalohany ho amin’ny fandrosoana, ilaina satria te ho salama ny olona ary mila vahoaka tomady ny firenena, ilaina satria mila mpamokatra sy mpanjifa ny fiharian-karena.

Araho amin’ny facebook ny Fiahiana mpiara-belona
www.facebook.com/fid.madagascar

na koa amin’ny twitter
twitter.com/FidMadagascar