Fifaninanana Sary sy Lahatsoratra

Fifaninanana Sary sy Lahatsoratra

avril 24, 2015 Non Par cscomm1

FIFANINANA – FID 20 TAONA : Sary sy lahatsoratra mikasika ny Fiahiana Mpiara-belona. Ho an’ny Mpianatra sy ny Daholobe. Efa misokatra ny fifaninànana ary miafara amin’ny 15 mey ho avy izao ny fandraisana anjara. Aterina ao amin’ny biraon’ny FID Anosy na FID Tsiadana ny fandraisana anjara. Vakio ny antsipiriany …