CERC: Toseke Vonje Aigne

Inona ?

Vatsy ara-bola entina iatrehana ny haintany avy amin’ny Governemanta malagasy, miaraka amin’ireo mpiray ombon’antoka ara-teknika sy ara-bola.

Iza no misitraka ?

Ireo ankohonana any amin’ny faritra Atsimo(*), tratry ny haintany ary voafaritra ho marefo araka ny fanambaran’ny Ministeran’ny mponina (MPPSPF) sy ny BNGRC. fankatoavan’ny fiaraha-monina.

Ohatrinona ?

Lelavola 80.000 ariary isam-bolana, isaky ny ankohonana, mandritra ny 5 volana.

Fisoratana anarana sy fandraisana ny vola

Holazaina eny anivon’ny fokontany, ny toerana sy fotoana fisoratana anarana sy fandraisana ny vola, aorian’ny fandalovan’ny voina sy ny fanambarana ataon’ny Ministeran’ny mponina (MPPSPF) sy ny BNGRC.

Voafetra ny vola enti-manana noho izany dia voafetra koa ny isan’ny ankohonana marefo afaka hisitraka.

Isan’ny Ankohonana mpisitraka

100.000

Teti-bola

13.300.000$

News