Fandaharana Vatsin’Ankohonana – Betafo – 7 AOUT 2014
août 7, 2014Ny Vatsin’Ankohonana dia « vatsy ara-bola » hanomezan-tànana ireo ankohonana notsongaina ho fanohanana ny fampianarana ny zanany sy hanatsarana ny foto-tsakafon’izy ireo.
 Ny seha-pampianarana ny ankizy mba tsy hitsoaka an-daharana no tena laharam-pahamehana voalohany ary tompon’antoka voalohany amin’izany ny ray aman-dreny.
Araho amin’ny facebook ny Fiahiana mpiara-belona
 www.facebook.com/fid.madagascar
na koa amin’ny twitter
 twitter.com/FidMadagascar