« Vatsin’Ankohonana » fiahiana mpiara-belona tanterahin’ny FID – FSS – 10 mars 2015
mars 10, 2015Fantaro « Vatsin’Ankohonana » fiahiana mpiara-belona tanterahin’ny FID – Fonds d’intervention pour le développement
Isaky ny manisa malagasy folo dia ny fito amin’izy ireo no miaina anatin’ny fahasahiranana lalina…
Rehefa tody amin’izay taha-pahantrana lalina toy izany ny ankohonana dia matetika ny fitaizana ny ankizy sy ny fianarany no lasa an-tsirambina tsy fidiny. Vokatr’izany, farofy ny zaza, tsy mahazo fanabeazana ny taranaka ka ny fahantrana ihany no zary ho lova ho azy rahampitso.
Araho amin’ny facebook ny Fiahiana mpiara-belona
www.facebook.com/fid.madagascar
na koa amin’ny twitter
twitter.com/FidMadagascar