« Asa Avotra Mamokatra / Mirindra » tanterahin’ny FID – FSS – 10 Mars 2015

« Asa Avotra Mamokatra / Mirindra » tanterahin’ny FID – FSS – 10 Mars 2015

mars 10, 2015 Non Par cscomm1

Fantaro ny « Asa Avotra Mamokatra / Mirindra » tanterahin’ny FID – Fonds d’intervention pour le développement

Tsy fiantrana noho ny fihetsem-po ny asa fiahiana mpiara-belona izay sahanin’ny FID fa firaisana antoka tanteraka mba hampiorim-paka ny fampandrosoana. Miantoka ny fizorana amin’izany ny fahazoan’ny olona miditra eo amin’ny sehatry ny fihariana na dia ny faran’izay madinika aza. Fa ny fihariana koa dia miankina amin’ny tontolo izay manodidina ny mpiara-belona.

Araho amin’ny facebook ny Fiahiana mpiara-belona
www.facebook.com/fid.madagascar

na koa amin’ny twitter
twitter.com/FidMadagascar