Fandaharana Vatsin’Ankohonana – Betafo – 7 AOUT 2014

Fandaharana Vatsin’Ankohonana – Betafo – 7 AOUT 2014

août 7, 2014 Non Par cscomm1

Ny Vatsin’Ankohonana dia « vatsy ara-bola » hanomezan-tànana ireo ankohonana notsongaina ho fanohanana ny fampianarana ny zanany sy hanatsarana ny foto-tsakafon’izy ireo.
Ny seha-pampianarana ny ankizy mba tsy hitsoaka an-daharana no tena laharam-pahamehana voalohany ary tompon’antoka voalohany amin’izany ny ray aman-dreny.

Araho amin’ny facebook ny Fiahiana mpiara-belona
www.facebook.com/fid.madagascar

na koa amin’ny twitter
twitter.com/FidMadagascar