Histoire de succès : RAZAFINIRINA Noro, Tosika arahin’ezaka, apinga iray ialàna amin’ny fahantrana
Renim-pianakaviana isan’ny mpikambana ao amin’ny VOAMAMI Volatantely (Vondron’Olona An-toerana miara-MAnao tahiry sy MIfampindram-bola) ao Isorana i Noromanjara. 28 taona izao…